Salamo faha-105

Ny Salamo faha-105 dia salamo ao amin' ny Bokin' ny Salamo ao amin' ny Baiboly. Tafiditra ao amin' ny fizaràna atao hoe "boky fahefatra" (Sal. 90 -106) ity salamo ity. Ny Salamo faha-104 no eo alohany ary ny faha-106 no manaraka azy.


© MMXXIII Rich X Search. We shall prevail. All rights reserved. Rich X Search